Marais

  • Daty sy ora
  • IREO SAKAFO SAFIDINAO
  • Ny mombamomba anao

Hetsika ato ho ato

Daty

Misafidiana daty

Ora

Ora

Misafidiana ora

Isan'ny toerana fandrihana

Ampidiro ny isan'ny toerana fandrihana
Latsaky ny 10 ny isan'ny toerana azo fandrihana

Saran'ny fananterana ny sakafo: 10.000 Ariary

Maimaim-poana ny saran'ny fananterana ny sakafo raha mihoatra ny 100.000 ariary ny sakafo hafaranao.

Daty

Veuillez choisir une date s'il vous plait!

Ora hanaterana ny entana

Ora hanaterana ny entana

Veuillez selectionner l'heure s'il vous plait!

Ny mombamomba anao

Le champ nom ne peut pas être vide.
Le champ prénoms ne peut pas être vide.
Le champ téléphone ne peut pas être vide. Le numéros téléphone est invalid

Naoty (Tsy voatery)

ny fepetra akapobeny momba ny varotra
Tsy maintsy mamaky sy manaiky ny fepetra akapobeny momba ny varotra ianao

Famandrihan-toerana : +261 34 50 674 97

Ora fisokafana

Talata hatramin’ny Sabotsy

  • Amin’ny 12 ora atoandro ka hatramin’ny 2 ora tolakandro, ora fara-fandraisana ny kômandy
  • Amin’ny 7 ora alina ka hatramin’ny 9 ora sy sasany alina, ora fara-fandraisana ny kômandy

Brunch du marais : in-2 Alahady isam-bolana

  • Amin’ny 11 ora atoandro ka hatramin’ny 3 ora tolakandro

Olona zakan’ny efitrano fisakafoana : 52

Famandrihana manokana ny efitrano fisakafoana

Fepetra

  • Sakafo ho an’ny olona 50 farafahakeliny
  • Mandefasa mailaka aty aminay raha te hahazo andinindininy bebe kokoa.

Hetsika manokana

Daty: jereo ny pejy momba ny hetsika ato anatin’ny tranokala

Fepetra famandrihan-toerana

  • Arakaraka ny isan’ny toerana malalaka sy ny isan’ny olona hanaovana ny famandrihan-toerana
  • Lazaina mazava ny ora hanaovana ny famandrihan-toerana
  • Mandoa mialoha ny 30% amin’ny vidin’ny sakafo ho fanamafisana ny famandrihan-toerana

Fomba fandoavam-bola

  • Amin’ny alalan’ny taratasim-bola
  • Amin’ny alalan’ny “Carte Bancaire VISA »
  • Amin’ny alalan’ny lelavola
  • Amin’ny alalan’ny banky
  • Amin’ny MVola amin’ny lahara 034 17 455 92

Fanafoanana famandrihan-toerana

  • 48 ora alohan’ny daty nanaovana ny famandrihan-toerana farafahatarany no hanaovana ny fanafoanana (tsy averina ny vola famandrihan-toerana amin'ny hetsika manokana)