Voakasik’ity fepetra ankapobeny momba ny varotra ity avokoa ireo tolotra rehetra omen’ny trano fisakafoana. Midika faneken’ny mpanjifa ity fepetra ity ny fanaovana famandrihan-toerana.
Ireo fepetra manokana nifanarahana sy nifanaovan-tsonia tamin’ny mpanjifa ihany no afaka manampy, na manamafy, na manafoana ity fepetra ankapobeny momba ny varotra ity.
Amin’ny Ariary (MGA) TTC no anehoana ny saram-bidy, saingy ho fampahafantarana dia ampiarahina eo koa ny tetibidy amin’ny Euros (izay kajiana arakaraka ny taham-pifanakalozana ny androtr’iny). Isan’olona kosa ny saram-bidy ho an’ny sakafo.
Mahakasika ny fanofana manokana ny efitrano fisakafoana na ny tolotra momba ny fahandroan-tsakafo (prestations Traiteurs) dia arakaraka ny zavatra ilain’ny mpanjifa ny sarany.
Ny saram-bidy amin’ny fotoana hanaovana ny famandrihan-toerana no ampiharina. Na izany aza, raha mihoatra ny telo volana mialoha ny daty ilàna ny tolotra ny fotoana nanaovana ny famandrihana dia zon’ny Marais Restaurant ny manavao ny saram-biby.
Anjaran’ny mpanjifa ny manapaka amin’ny fotoana hanaovany famandrihan-toerana raha mety aminy na tsia ny saram-bidy. Tsy ho raisina sy tsy ho ekena ny fandavana na fiadiana varotra amin’ny vidin’ny tolotra aorian’ny fotoana hanaovana ny famandrihan-toerana.
Raisina an-tanana ary raiketina avy hatrany ny famandrihan-toerana, ankoatra ny fety/fankalazana manokana izay tsy ho raiketina raha tsy aorian’ny fahazoana ny ampaham-bola 30% amin’ny saram-bidin’ny tolotra, izay tsy maintsy aloa fara fahatarany 72 ora mialoha ny daty hangatahana ilay tolotra manokana.
Raha tsy voaray an-tanana sy tsy voavory ny vola amin’ny ampaham-bola mila aloa dia tsy afaka hanamafy ny famandrihan-toerana ny trano fisakafoana, ary tsy afaka hiantoka ny fanatanterahana ny tolotra.
Ho fiantohana ny kalitaon’ny tolotra sy ho famaliana araka izay tratra ny filan’ny mpanjifa dia tsy maintsy ampahafantarin’ny mpanjifa, fara fahatarany telo andro mialoha ny daty hanomezana ny tolotra, ny tena safidiny farany. Dila io fe-potoana io dia tsy afaka miantoka ny fisian’ny sakafo na divay sasantsasany ao anatin’ny tolotsakafo (menu) ny trano fisakafoana.
Tsy maintsy manamafy ny isan’ny olona hasaina sy izay safidiny amin’ny sakafo ny mpanjifa fara fahatarany 48 ora mialoha ny daty hanomezana ny tolotra.
Tsy maintsy manamafy ny famandrihan-toerana nataony ny mpanjifa fara fahatarany 72 ora mialoha ny daty hanomezana ny tolotra.
Raha fety/fankalazana manokana kosa ary manoloana ny isan’ny toerana izay voafetra ihany, dia tsy maintsy manaja ny fe-potoana nomena hahafahany manafoana ny famandrihan-toerana nataony ny mpanjifa, ary tsy hisy ny famarenana ny ampaham-bola naloa tamin’ny famandrihan-toerana. Araka izany, ampirisihina indrindra ny mpanjifa mba ho tapa-kevitra tsara amin’ny safidiny mialoha ny hanaovana ny famandrihan-toerana.
Na izany aza, misokatra amin’ny fifampiresahana ny trano fisakafoana raha misy fanafoanana tsy maintsy atao noho ny antony tsy azo anoharana.
Amin’ny andro hanomezana ny tolotra dia tokony ho tonga ao amin’ny trano fisakafoana amin’ny ora voatondro sy nifanarahana ireo olona nasaina. Raha misy fahatarana dia hiantso ny mpanjifa nanao ny famandrihan-toerana aloha ny trano fisakafoana, ary aorian’izay dia azony atao ny manome olon-kafa ny toerana nofandrihana raha mihoatra ny adiny iray ny fahatarana.
Tsy horaisina intsony ny fanamarihana mikasika ny fizotran’ny tolotra nomena aorian’ny andro hanomezana izany tolotra izany.
Tokony hanana fiantohana mialoha mifandraika amin’ny andraikitra sivily ny mpanjifa ho fiarovana azy amin’izay mety ho fahasimbana na fanelingelenana ataon’ny olona nasainy mandritra ny andron’ny fety/fankalazana, na fanelingelenana mpanjifa hafa eo an-toeana amin’io fotoana io, na fahasimban’ny fitaovan’ny trano fisakafoana. Ny mpanjifa nanao ny famandrihan-toerana irery ihany no tompon’antoka amin’izay zavatra mety ho very, na vaky na simba noho ny zavatra nataon’ny olona nasainy tamin’ny fananana sy fitaovan’ny trano fisakafoana na tamin’ireo entana nofaina nomena ampiasainy.
Ny trano fisakafoana dia tsy tompon’antoka velively amin’ny fahasimbana na fahaverezana zavatra sarobidy, paoketra, fitoerana antontan-taratasy, akanjo… an’ireo olona nasaina. Na izany aza, hanampy ny mpanjifa ny trano fisakafoana raha misy trangana halatra niseho teo an-toerana.
Raha manao famandrihan-toerana efa misy safidy mazava dia azon’ny mpanjifa atao ny mandoa avy hatrany ny saram-bidin’ny tolotra amin’ny alalan’izay fomba fandoavam-bola mety aminy amin’ireo haroson’ny trano fisakafoana. Raha misy kômandy fanampiny dia aorian’ny fanomezana ny tolotra ny faktiora sy ny fandoavana izany.
Azon’ny mpanjifa atao koa anefa ny mandoa manontolo ny saram-bidy amin’ny fotoana hanomezana ny tolotra.
Tsy maintsy mandoa manontolo ny saram-bidin’ny tolotra rehetra nomena ny mpanjifa.
Zon’ny trano fisakafoana ny manaiky na mandà ny fampiasana « voucher » na « bons d’échange » izay tsy azo ampiharina raha tsy amin’ireo orinasa izay efa nifampiraharaha taminy mialoha.
Raha izay no mitranga dia anjaran’ny orinasa izay mikarakara izany ny manome ny trano fisakafoana ny « voucher » mifanaraka amin’ny kômandy. Tsy azo ekena ny fanovàna io « voucher » io raha tsy misy fanomezan-dalana mialoha avy any amin’ny mpitantana ny trano fisakafoana. Tsy maintsy aloa eo an-toerana ny androtr’iny ihany ireo tolotra na kômandy rehetra nihoatra (na ireo antsoina koa hoe “extras”).
Mpahandro matihanina Malagasy, nampianan-tena, i Lalaina Ravelomanana. Tsy mikoso-maso ny lehilahy ary miezaka foana manome ny tsara indrindra hatrany. Mpahandro matihanina sangany sy kalaza indrindra eto Madagascar izy, mpianatr’i Auguste Escoffier, ary efa nandrombaka amboara maneran-tany miisa 9. Tamin’ny taona 2010 dia izy no Mpahandro matihanina afrikanina voalohany voaantso hanatevin-daharana ny Akademia fanta-daza Frantsay momba ny hainahandro (Académie Culinaire de France). Izy no angady nananana sy vy nahitana ny trano fisakafoana tsy manan-tsahala, manandratra ny haify, Le Marais.
Hamantatra bebe kokoaNy 15 avrily 2019 dia nanokatra ny trano fisakafoana Le Marais i Lalaina, niaraka tamin’i Delphyne sy Christophe ary Alexandre. Tafaray ny tia sy ny manina satria tena samy mahasarotiny azy ireo ny pitsopitson-javatra sy ny fikatsahana ny tsara indrindra ; ary izy ireo rahateo dia samy olona manana hafanam-po hihoitra fanamby lehibe, ka nahatonga azy ireo nanangana trano fisakafoana tena miavaka amin’ny sakafo aingitraingitra, izay lasa reharehan’i Madagasikara tao anatin’ny volana vitsy monja. Mifampitafa ao amin’ity trano fisakafoana ity ny haify frantsay sy ny haren’ny vokatra Malagasy. Fanamby tsy manampaharoa mifototra amin’ny maha-olona no nataon’i Lalaina, ary safidiny manokana ny hanome lanja ireo mpamokatra eto an-toerana sy hanome fiofanana momba ny hainahandro miavaka ho an’ireo izay tena liana sy mankafy izany. Nosafidiana manokana ho lakozia misokatra ho hitan’ny rehetra ny lakozian’ny Le Marais satria tsy misy ny afenina ary fifampizarana no tanjona. Tsy tia zavatra an-kinafinafina sy amboarimboarina raha i Sefo Lalaina ; ny fikirizana hanao ny tsara indrindra hatrany no imasoany, ary ny fanandratana ny haify Malagasy amin’ny toerana tonga lafatra tsy mbola fahita hatrizay.
Hamantatra bebe kokoa
Œufs parfaits à la crème de Brède mafana – Chips de filet de Canard – Nid d’Algue croustillante
Bouchée feuilletée de Poulpe à la Vanille – Tuile aux Agrumes – Huile fumée
Ravioles de Volaille et Foie Gras de canard – Crème infusée au Basilic – Noix de Cajou
Filet de Mérou confit au Romarin – Espuma de Parmesan – Embeurré de Poireau et Pleurotes
Crevettes poêlés aux condiments épices – Emulsion d’Ail – Cromesquis de racines
Gratin d’Escargot et mousseline aux Algues Nori – Beurre fumé – Pommes soufflées
Longe de Cochon boucané frit – Ragoût de Cristophine – Risotto sauvage
Filet de Zébu maturé au café – Mousseline de légumes – Varanga nature
Palette de pied de Cochon pané au « Panko » – Marmite de Flageolet – Jus de Cresson confit
Fruits de Madagascar – Infusion Vanille – Gelée Citron vert – Basilic frais
Progrès Café – Crème glacée aux fruits rouges
Espuma Carotte Agrumes – Sorbet Ananas Basilic – Opaline Noisette
Café Gourmand
Confits de Thon et Espadon fumé – Espuma à la noix de Coco
Tartare d’Aubergine et Pequillos au Citron vert – Tuile pimentée à la crème d’épices
Dôme de Foie Gras à la gelée de Bissap – Fleur farcie au gel de Framboises
Crispy d’herbes parfumées, pétales de Roses et pain d’épices
Crémeux de Civelles en coquille d’huître – Ecume parfumée à la Vanille
Huile infusée et condiment Cèleri – Perles d’Agrumes
Carpaccio de noix de Saint–Jacques lustrés au caramel d’Agrumes
Crémeux de julienne de Poireau
Fumée instantanée aux grués de Cacao
Ravioles de Crevettes à l’espuma de bisque parfumée – Duxelles aux Pleurotes
Noix de Cajou torréfiées au Curry – Huile de Crustacé
Velouté de Potiron parfumé à la Truffe noire du Haut Var
Filet cuit au beurre d’Ail citronné – Croûte de Gingembre et Poireaux confits
Tartelette de Petit Pois – Espuma de Céleri – Noix de Cajou torréfiées
Tentacules de Poulpe grillées et fumées au Cacao – Crumble aux épices
Beurre mousseux à la Citronnelle – Fondant de Carotte au jus de Riz noir
Filet d'Encornet saisi minute à l'huile de Romarin – Jus réduit aux Cèpes
Asperges "Malabar" et Tomate verte au jus d'huître – Noisettes grillées
Crevettes pochées en court-bouillon de Gingembre et Citronnelle
Pétales de Pomme verte – Taro soufflé à la crème de Brède mafana – Champignons « Shiitake »
Veuillez vous renseigner auprès de notre maître d’Hôtel
(*) En Provenance de France
Carré de Cochon cuit à basse température
Haricot Coco confit aux Poivres sauvages – Espuma Pecorino – Cannelloni d’Aubergine fumée
Filet de Zébu maturé aux épices et en feuille d’Algue
Jus réduit aux Poivres frais - Feuillantine de Brède « Romazava » - Crispy de
Banane Plantain à l’émulsion de Coco
Suprême de Canard rôti aux Olives noires – Pousse « Malabar »
Palette de Foie gras panée au pain d’épices – Mousseline de Pomme de terre au beurre de Truffe
Pâté chaud de Caille en oreiller – Mesclun de pousses et fleurs
Fritôt d’Artichaut et Manioc aux herbes aromatiques – Crème et gel de Cèleri
Croustillant de fruits rouges aux fleurs séchées et Miel crémeux d’Eucalyptus
Sorbet Melon et granité au Rhum arrangé Pays
Crispy de Manioc – Tapioca façon « Riz au lait » – Framboises givrées
Sirop de Basilic au Miel poivré
Sorbet de Banane et Tamarin – Espuma à la Vanille et Citron vert
« Mokary fleur » au Miel des Bois
Entremet Pomme au cœur coulant Passion – Espuma de Fromage blanc
Brisures de charbon blanc aux fleurs parfumées – Sirop d’Erable
Fondant Chocolat « Minute » au cœur vanillé – Nougatine de Noix de Cajou
Craquant de Pomme au caramel beurre salé
Tempura de Fleurs de Bissap à l’Orange – Mousse « Gin Tonic »
Sorbet Concombre à la Menthe et Citron vert
Pétales de Pomme à la crème de Noix de Cajou et Caviar
Crème infusée à la noix de Coco - Huile d’herbes aromatiques
Chipette de Manioc et fin tartare de Thon rouge au Basilic - Crème de Pomme verte
Ecume de lait parfumé à la Citronnelle - Caviar
Coquilles d’œufs à l’espuma de Truffe et condiment Céleri au Caviar
Trompe-Œil « Ice cream » - Pousse et fleurs
Liste des allergies
1 Crustacés – 2 Poissons – 3 Mollusques – 4 Œufs – 5 Lait – 6 Céréales – 7 Soja – 8 Arachides – 9 Sésames – 10 Fruits à coque – 11 Céleri – 12 Moutarde – 13 Lupin – 14 Ananas – 15 Miel – 16 Pin
Côtes de Bordeaux
Bordeaux Supérieur
Castillon - Côte de Bordeaux
Bordeaux Supérieur
Castillon - Côte de Bordeaux
Saint-Emilion
Saint-Émilion Grand Cru
Pomerol
Saint-Emilion Grand Cru
Pomerol
Pomerol
Grand Vin de Pomerol
Grand Vin de Pomerol
Domaine Rebourgeon-Mure
Pomerol
Saint-Emilion Grand Cru
Pomerol
Listrac-Médoc - Domaine Mme J-E Borie
Haut-Médoc
Moulis-en-Médoc
Médoc
Médoc
Médoc
Haut-Médoc
Moulis-en-Médoc
Saint-Estèphe
Haut-Médoc
Haut-Médoc
Margaux
Margaux
Saint-Julien
Moulis-en-Médoc
Pauillac
Saint-Julien
Moulis-en-Médoc
Pauillac
Saint-Estèphe
Graves
Pessac Léognan
Pessac-Léognan
Pessac Léognan
Pessac-Léognan
Pessac-Léognan
Blaye Côtes de Bordeaux
Côtes de Bourg
Lussac Saint Emilion
Saint-Emilion Grand Cru
Pinot Noir, Domaine Trenel - Maison M.Chapoutier
Pinot Noir, Nuiton Beaunoy
Château de Marsannay
Maison Chanzy
Pinot-noir, Maison Nuiton Beaunoy
Domaine Rebourgeon - Mure
Domaine Rebourgeon - Mure
Domaine Trapet
Cru du Beaujolais - Domaine Trenel - Maison M.Chapoutier
Les 3 puits, Jacques Charlet
Jean Loron Bio
Beaujolais - Mâconnais
Domaine Gilles, Cécile et Victorien Roux
Confidences, Famille Bougrier
Les Champs Clos
Costes de Beyrac 2016, Domaine Buzet
Syrah Grenache, Domaine CAZES
Domaine Saint Etienne - Maison M.Chapoutier
Domaine Saint Etienne - Maison M.Chapoutier
Domaine Etienne Guigal
Château Mont Redon
Domaine Etienne Guigal
Maison M.Chapoutier
Domaine Etienne Guigal
Domaine Saint Etienne - Maison M.Chapoutier
Chapelle Notre Dame d'Aubune
Cave de tain
Domaine La Font des Arbousiers
Cave de Saint Désirat
Château Mont-Redon
Maison M.Chapoutier
Châteauneuf-du-Pape
Les Ruchets, Domaine Jean-Luc Colombo
Cave de Tain
La Sarrasine, Domaine de Bonserine
Clos de l’Oratoire des Papes
Ligne de Crête, Lieu-dit 1er Opus de la Maison Delas
Cape Blend
Collection Privée, Maison Kuehn
Collection Privée, Cave de Jean Victor Senner
Collection Privée, Maison Kuehn
Maison Kuehn
Domaine Guenault
Clin D’Œil, Cave Robert & Marcel
Joseph Mellot
Château D’Epiré
Les Champs les Clos
Maison M.Chapoutier
Maison M.Chapoutier
Maison M.Chapoutier
Domaine Etienne Guigal
Domaine M.Chapoutier
Parallèle 45, Domaine Jaboulet
Domaine Etienne Guigal
Cave de Tain
Domaine M.Chapoutier
Château des Fines Roches
Clos de l’Oratoire
Beret Blanc, Plaimont
Le Masoulier, Moulin de Gassac
Canon du Maréchal, Muscat Viognier - Domaines CAZES
Côteaux Bourguignons, Maison Jean Loron
Les Ombrelles, Domaine Jean Loron
Joseph Drouhin
Domaine Laroche
La Cave des Vignerons de Chablis
Domaine de la Bressande
Tête de Cuvée - Vigneron de BUXY
Saint-Martin, Domaine LAROCHE
Domaine Joseph Drouhin
Entre-Deux-Mers
Graves
Pessac-Léognan
Bordeaux
Bordeaux
Pessac-Léognan
Clos du Ciron
Castelnau de Suduiraut
Château Coutet, Premier cru classé
Château Climens, Premier cru classé
Le Masoulier, Moulin de Gassac
Grand Cavalier, Château Cavalier
M de Minuty, Château Minuty
Château Romassan Domaines OTT
Confidentielle - Domaine Saint André de la Figuière
Gris de Gris Réserve Spéciale Gérard Bertrand
Schweppes – Sirop de thym frais – Citron vert – Glace pilée – Gelée de framboise
Jus de passion – Sirop de fèves de Tonka – Quartier d'orange – Menthe fraiche – Glace pilée
Coulis de concombre – Sirop de gingembre – Citron vert – Feuille de basilic – Glace pilée
Jus d'orange pressé – Glace pilée – Sorbet ananas basilic – Romarin – Cristal
Jus d'ananas – Sirop de citronnelle – Menthe glaciale – Crème de noix de coco
Purée de Banane – Citron Vert – Lait – Basilic – Glace pilée – Gingembre confit
Whisky – Sirop combava baies roses – Citron vert – Glace pilée – Gelée citron
Vodka – Gelée aux agrumes – Glace pilée – Caramel citron – Brin de romarin
Whisky – Vodka chocolat – Sirop chocolat menthe – Glaçon – Fumée de grués de cacao
Campari – Sirop de lavande – Citron vert – Schweppes – Glace pilée
Rhum ambré – Caramel Tiramisu – Citron vert – Glace pilée - Laurier
Cognac – Sirop de gingembre – Liqueur café – Fumée de palissandre